Entrée manetry tena (etry, tena)
Partie du discours locution
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] tsy tia manambony tena, manambany tena fa tsy mba miavonavona
Mitovy hevitra: manambany tena ~ manao tsinontsinona ny tena ~ manaratsy tena ~ manaratsy tena toa omby hantsika ~ manavazin-tena ~ manivaiva tena ~ mietry tena ~ mivazina
Explications en anglais  [Hallanger 1973] to humble oneself
Explications en français  [Hallanger 1974] s'humilier, être humble
Synonymes mietry tena

Mis à jour le 2020/07/31