Teny iditra | manerakera (kerakera (kera)) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manasaratsaraka, mandantolanto, manamboatra tsy hifatratra fa hisy elanelany [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | manerakerà (kerakera (kera)) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manerakera | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |