Teny iditra | manentitra (hentitra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manapaka, mampisaraka [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Couper, trancher, séparer [1.3] | ||||||||
Ohatra | Ary nony tonga ny rano mahery, dia manentitra.
[2.48] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | manentitra | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Mamora [1.78] | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |