Teny iditra mandrova (rova)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao, mandrafitra rova na fefy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandrova
Ny lasa : nandrova
Ny hoavy : handrova
Filaza mandidy : mandrovà

Teny iditra mandrovà (rova)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrova [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20