Teny iditra | mandrifatra (rifatra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manenjika; mitezitra, mandevilevy Lasa mihazakazaka tampoka haingana, milefa: Nandrifatra ny soavaly [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | mandrafitra, mandrifatra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |