Teny iditra mandray ny kiho
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fahasahiranana na fahavoazana mihatra amin' ny tena [1.1]
Teny fotony mandray, kiho

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18