Teny iditra |
mandrava
(rava)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manimba, mandevona, manongotra: Nandrava ny tanànan' i Toamasina ilay rivo-doza tamin' ny 3 marsa 1927 Hevitra an' ohatra: Ny ahiahy mazàna mandrava fihavanana Mamaha, manasaratsaraka: Mandrava fiarakodia Mandefa, manaparitaka, mampihahaka: Ny orana no nandrava ny mpivory. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To ruin, to destroy; to tear down; to dismiss a meeting [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ruiner, démolir; lever une séance, une réunion [1.8]
|
Ohatra |
1 | Fa izay mamorona tsy maintsy mandrava.
[2.5]
|
2 | Ary rahefa vita ny vaky volo dia mandrava trano izay atao lapa hamorana.
[2.48]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mandrava |
Ny lasa : |
nandrava |
Ny hoavy : |
handrava |
Filaza mandidy : |
mandravà |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
mandravà
(rava)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrava
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
|