Teny iditra | mandrasa (rasa) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Mizara hena [1.78] | ||||||||
[Bezanozano] Mitetika, mizara [1.78] | |||||||||
Mandidy sy mitetika hena [1.1] | |||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mandrasa io | ||||||||
Teny iditra | mandrasà (rasa) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrasa | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |