Teny iditra mandrara (rara)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manakana, tsy mamela: Nandrara ny marary tsy hihinan-tsira ny dokotera [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To forbid [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Défendre, interdire [1.8]
Ohatra 
1Izaho koa moa ve mandrara anao amin'izany, hoy ity mpitaiza azy. [2.895]
2Fa mandrara ahy amin'izay sitrapoko, fa izany no mitady izay tsy hampanjaka ahy. [2.298]
3Tsy mandrara ny fifankatiavanareo intsony aho, fa mankasitraka, fa fifankatiavana an-tsitrapo. [2.324]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandrara
Ny lasa : nandrara
Ny hoavy : handrara
Filaza mandidy : mandrarà

Teny iditra mandrarà (rara)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrara [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20