Teny iditra mandrampa (rampa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manabanga, manala [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandrampa
Ny lasa : nandrampa
Ny hoavy : handrampa
Filaza mandidy : mandrampà

Teny iditra mandrampà (rampa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrampa [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20