Teny iditra mandrakaraka (rakaraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manaha (volo), mamela ny volo hihahatsy randranina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To dishevel. [1.2]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandrakaraka
Ny lasa : nandrakaraka
Ny hoavy : handrakaraka
Filaza mandidy : mandrakarakà

Teny iditra mandrakarakà (rakaraka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrakaraka [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20