Teny iditra mandrafy (rafy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mankahala, manao ho fahavalo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To oppose one in one's mind, but not to resort to open quarrel. [1.2]
 To hate, to be jealous of; to rival [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Haïr, jalouser; être rival de [1.8]
Ohatra 
1fa isika tsy mandrafy olona tsy miady amintsika. [2.366]
2ary ivaroty tsara fa aza mandrafy olona tsy miady amin' ny tena. [2.366]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandrafy
Ny lasa : nandrafy
Ny hoavy : handrafy
Filaza mandidy : mandrafèsa

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20