Teny iditra mandidy lamba
Singan-teny mandidy ; lamba
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Taloha dia nafatotry ny olona tamin' ny zoron-dambany ny vola, ka iny no nodidian' ny mpangalatra, mitovy karazana amin' ny mpangarom-paosy ankehitriny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To cut a fragment to steal money out of it. The people generally tie up their money in a corner of their lamba or outer garment [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16