Teny iditra mandama (lama)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandambolambo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To make slippery, to smooth, to lubricate [1.2]
Ohatra Izaho tsy mba mikororoka ny efa madio, na mitsoka ny efa mirehitra, na mandama ny efa voavankona, na misisy ny hazo efa mahitsy. [2.69]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandama
Ny lasa : nandama
Ny hoavy : handama
Filaza mandidy : mandamà

Teny iditra mandamà (lama)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandama [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20