Teny iditra manatsinjara (tsinjara (zara))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mizara ho tokony maro: Manatsinjara voankazo
Mivarotra tsipotika: Maninjara na manatsinjara hena no asany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatsinjara
Ny lasa : nanatsinjara
Ny hoavy : hanatsinjara
Filaza mandidy : manatsinjarà
Tovy hevitra maninjara

Teny iditra manatsinjarà (tsinjara (zara))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatsinjara [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Tovy hevitra maninjarà

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20