Teny iditra manatsindroandroana (tsindroandroana (tsindroana))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Maka na mametraka zavatra mbetika etsy mbetika eroa; tsisy filaharana na tsiroaroa [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatsindroandroana
Ny lasa : nanatsindroandroana
Ny hoavy : hanatsindroandroana
Filaza mandidy : manatsindroandroàna

Teny iditra manatsindroandroàna (tsindroadroana (tsindroana))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatsindroandroana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31