Teny iditra manasabaka (sabaka (baka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampihataka ny tongotra roa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To spread the legs apart; to open a stepladder, a compass, etc [1.7]
Fanazavàna teny frantsay écarter les jambes [1.3, 1.8]
 Ouvrir un compas, une échelle pliante, etc [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manasabaka
Ny lasa : nanasabaka
Ny hoavy : hanasabaka
Filaza mandidy : manasabakà

Teny iditra manasabakà (sabaka (baka))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasabaka [fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20