Teny iditra manaratra (haratra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] Miharatra volombava [1.78]
 Mikiky ny volondoha, ny volombava, ny volo amin' ny tena amin' ny hareza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To shave. [1.2]
 To shave the beard or the head [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Se raser la figure ou la tête [1.8]
Ohatra Aza manety ny sisim-bolon-dohanareo, ary aza manaratra ny vaokanao. [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manaratra
Ny lasa : nanaratra
Ny hoavy : hanaratra
Filaza mandidy : manarata

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20