Teny iditra manarama (karama)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Jereo manakarama [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To employ for wages [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Engager un salarié; employer [1.8]
Ohatra Ny olona manam-bola, manarama mpihady voanjo. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manarama
Ny lasa : nanarama
Ny hoavy : hanarama
Filaza mandidy : manaramà
Tovy hevitra manakarama

Teny iditra manara (karama)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manarama [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Tovy hevitra manakaramà

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20