Teny iditra manapotsika (potsika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manorotoro, manamontsana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manapotsika
Ny lasa : nanapotsika
Ny hoavy : hanapotsika
Filaza mandidy : manapotseha
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20