Teny iditra mamotsika (potsika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manorotoro, manamontsana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay écraser [1.13]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamotsika
Ny lasa : namotsika
Ny hoavy : hamotsika
Filaza mandidy : mamotseha
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20