Teny iditra | manao toton' omby bory | |
Singan-teny | manao ; toto ; omby bory | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny fanaovana letrezana, na fisisihana amim-pahamaikana tsy misy hataka andro; manao an' aina sy kitoatoa; manao an-drezatra na an' aina ary tsy am-piheverana [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |