Teny iditra manao saonjo mihoatra akondro
Singan-teny manao ; saonjo ; mihoatra ; akondro
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ireo ambany na zandry mitady hihoatra ny ambony na zokiny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/17