Teny iditra manao kodia very tsihy
Singan-teny manao ; kodia ; very ; tsihy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Manao mosalahy mamery tena
Mitono tena, manao vy very, maneha-doza, manao anjolofo, mankaha-doza, manaboamaty, mananty voina, manao mosalahy [1.1]
Mpanahaka  atao kodia very tsihy

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/02