Teny iditra manantona (hantona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampikirazorazo, mampikiraviravy: Manantona fanaovan-jiro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To hang, to suspend [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Suspendre, accrocher [1.8]
Ohatra 
1Manantona an-drainy Saonina ary miantsampitsampy amin' ny sandriny toy ny fanaony. [2.470]
2Dia manantona eo avokoa izy rehetra manodidina ny fatana ka miaraka mihinana ity hanimay ity. [1.353]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manantona
Ny lasa : nanantona
Ny hoavy : hanantona
Filaza mandidy : manantòna

Teny iditra manantòna (hantona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manantona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20