Teny iditra manankina (ankina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To make to recline on, to place against
To put under the care of another, as in poverty
To prop or support one, used in this sense of persons on whom one reclines. [1.2]
Ohatra 
1Ravelojaona, mipetraka, toa maka saina, manankina ny sandriny roa eo amin' ny fipetrahan-tanan' ny sezabeny. [2.356]
2Sa kosa mifandray tendro amin' ireo "fatalistes" manankina ny fitondrantenany koa amin' ny lahatra efa voasoratra izy? [2.296]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manankina, manankin-, manankim-
Ny lasa : nanankina, nanankin-, nanankim-
Ny hoavy : hanankina, hanankin-, hanankim-
Filaza mandidy : manankina

Teny iditra manankìna (ankina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manankina [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20