Teny iditra | manangita (ngita) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manao izay hahatonga ngita [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To twist a cord, or to frizz hair [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | manangità (gita) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manangita | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
Fivaditsoratra | manangita, tamingana, tanimanga |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |