Teny iditra |
manampy
(ampy)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mampitombo, manao bebe kokoa: Manampy sira ny laoka / Hanampy ny karamanao aho fa mahafapo ny asanao Mampitambatra ny herin' ny tena amin' ny an' ny hafa mba hahamoramora kokoa ny asany: Iza no nanampy anao tamin' io asa io Manome famonjena na hery: Manampy ny tsy manana io ramatoa io [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To add to; to help [1.2, 1.7]
|
| To make larger or greater in size or number; to assist, to give assistance to. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ajouter [1.8, 1.13]
|
| Ajouter à; aider [1.8]
|
| Additionner [1.13]
|
Ohatra |
1 | Manampy izany any aoriana.
[2.4]
|
2 | Ireto no boky manampy ny mpanoratra.
[2.296]
|
3 | Manampy izany ny fampitoviana torosy
[2.366]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manampy |
Ny lasa : |
nanampy |
Ny hoavy : |
hanampy |
Filaza mandidy : |
manampia |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|