|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  manamora
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mahatonga ho mora: Manamora ny dia aoka izany ny fiara
Mampihena vidy: Manamora ny entambarotro ny habetsahany
Mampitony, mahatonga ho morainy: Nanamora azy ny fialan-tsiny nataonao
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] faciliter
Ohatra  5  [2.445#] Tsy mahalavi-tany, maharesy ny fotoana, manamora ny sarotra.
6  [1.369#] Tsy manamora ny fifamelan' ny fianakaviana ihany koa izany rehetra izany.
Fototeny  7  mora
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra (2/3)14  manamo
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manamora [Fitanisana]
Fototeny  16  mora

Teny iditra (3/3)17  manamora
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny frantsay  19  [1.196] [Merina] (du préfixe causatif : mana, et mora : facile, donc « qui rend les choses faciles »). Diospyros gracilipes Hiern (Ebenaceae). Le suc brûlant obtenu par expression des feuilles et fruits est employé comme ocytocique, abortif, on l'introduit à cet effet dans le vagin. Cette pratique n'est pas dépourvue de danger et a souvent causé des accidents sérieux, voire la mort des femmes soumises à cette pratique. On dilue généralement le jus ainsi obtenu avec la décoction d'autres plantes, notamment, Caesalpinia bonducella Flemming (Fabaceae) et Toddalia asiatica Lam. (Rutaceae), cette dernière espèce elle-même ocytocique.
20  [1.196] [Sakalava] (mis pour andriamanamora) Malleastrum gracile J.-F.Leroy (Meliaceae).
21  [1.196] [Betsileo, Tanala] D'après Descheemaeker, on désigne sous ce nom un ocnella (Ochnaceae), espèces et emplois mal connus.
Voambolana  22  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Singan-teny  23  manamora
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  25  anamoram, manamaro, manamorà, manamora, mañaramo, maromana

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/20