Teny iditra |
manamasina
(masina (hasina))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manao fombam-pivavahana mba hahatonga ho masina, hanana hery, fahefana, hamboniana: Manamasina meday Manaja, mitsaoka: Tsy mety ny manamasina ny sampy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To consecrate; to make holy [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Sanctifier [1.3, 1.107]
|
| Consacrer [1.3, 1.8]
|
| Bénir, adorer, honorer [1.3]
|
| S'appuyer sur [1.3]
|
| Rendre saint [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manamasina |
Ny lasa : |
nanamasina |
Ny hoavy : |
hanamasina |
Filaza mandidy : |
manamasìna |
|
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
manamasìna
(masina (hasina))
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manamasina
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|