Teny iditra |
manamasaka
(masaka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manao izay hahamasaka, manotrika (voankazo); mandinika lalina [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To cook till well done; to ripen fruit; to prepare a project or proposal [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Faire bien cuire; faire mûrir des fruits; préparer un projet [1.8]
|
Ohatra | Samy manamasaka tany ireo.
[2.117]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manamasaka |
Ny lasa : |
nanamasaka |
Ny hoavy : |
hanamasaka |
Filaza mandidy : |
manamasaha |
|
|