Teny iditra | manala baraka | |
Singan-teny | manala ; baràka | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Manala ny voninahitr' olona [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To disgrace, to dishonour, to put to shame. [1.2] | |
To put to shame, to dishonor [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Déshonorer, diffamer, insulter [1.3] | |
Déshonorer [1.8] | ||
Ohatra | Ndeha hidodododo hankany amin' ilay mpampianatra izy hoteneniny, hono, fa manalabaraka azy loatra.
[2.499] | |
Fivaditsoratra | analam-baraka, manala baraka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/30 |