Teny iditra manakobila (kobila)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamilavila, mamoriporitra; mandevilevy, tsy mitondra roa, mandrirodrirotra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakobila
Ny lasa : nanakobila
Ny hoavy : hanakobila
Filaza mandidy : manakobilà

Teny iditra manakobilà (kobila)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakobila [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20