Teny iditra manakoa (koa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampianjera, mampihetsaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Faire ébouler, faire détacher par plaques [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakoa
Ny lasa : nanakoa
Ny hoavy : hanakoa
Filaza mandidy : manakoava

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/27