Teny iditra manakambina (sakambina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manodidina na mamihina amin' ny sandrintanana ny valahan' ny olona miara-mamindra amin' ny tena [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakambina
Ny lasa : nanakambina
Ny hoavy : hanakambina
Filaza mandidy : manakambìna

Teny iditra manakambìna (sakambina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakambina [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20