Teny iditra managorampa (gorampa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao vikavika, mamikavika, manjojotra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Faufiler [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : managorampa
Ny lasa : nanagorampa
Ny hoavy : hanagorampa
Filaza mandidy : managorampà

Teny iditra managorampà (gorampa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao managorampa [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20