Teny iditra |
managenagena
(genagena (gena))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mitondra moramora sy am-pitandremana amin' ny tanana: Managenagena atody [1.1]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
managenagena |
Ny lasa : |
nanagenagena |
Ny hoavy : |
hanagenagena |
Filaza mandidy : |
managenagenà |
|
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
managenagenà
(genagena (gena))
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao managenagena
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
Tsipelina hafa |
|