Teny iditra manafotra (hafotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To strip the bark off the hafotra [1.2]

Teny iditra manafotra (safotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manototra: Nanafokenatra azy ny namany
Manosotra: Nanafotra sokay ny rindrina izy
Manenjina, mahafanina mahatonga ho safotra: Angamba ny hainandro no nanafotra itỳ zaza itỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To flood, to submerge [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Inonder [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manafotra
Ny lasa : nanafotra
Ny hoavy : hanafotra
Filaza mandidy : manafora

Teny iditra manafotra
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] manarona, manenika [1.78]
  [Sihanaka] mandrakotra [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/18