Teny iditra mamy hoditra
Singan-teny mamy ; hoditra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tiam-bahoaka, tian' ny mpiara-monina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Popular [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Populaire, bien aimé [1.8]
Ohatra Mpanjaka lehibe mamy hoditra tamin'ny vahoakany Ravahiny. [2.508]
Tohi-kevitra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16