Teny iditra | mampisosa (sosa) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Ohatra | Tovolahy mpanarato, tomady sady tsanganana, misikina landy ranomby hampiseho ny tenany nofosana sy milantolanto, no nampisosa ny lakany nanara-tsisina sady nisarika tsindraindray ny haratony avy ao anaty rano
[2.5] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |