Teny iditra mampihiboka (hiboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay Enfermer, consigner, faire rester longtemps dans un endroit, clouer à un travail [1.3]
Ohatra 
1mampihiboka ny rano eo amin' ny rahony; [2.996]
2Ny olona sy ny kristiana dia mirona hatrany hiato ao amin' ny tantara, miaraka amin' ny mahantra anankiray izay ahafahantsika maka toerana ao amin' izao tontolo izao, izay mampihiboka antsika ao anaty ady tsy azo lavina fa rariny nefa matetika efa ilaozan' ny toetr' andro [1.369]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampihiboka, mampihibok', mampihibo-
Ny lasa : nampihiboka, nampihibok', nampihibo-
Ny hoavy : hampihiboka, hampihibok', hampihibo-
Filaza mandidy : mampihiboha
Tovy hevitra maniboka

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/22