Teny iditra mampifanoratra (soratra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay Nampifanoratra an' ireo zanany mirahalahy ny rainy (Le père a dit à ses deux fils de s'écrire) [1.12]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampifanoratra
Ny lasa : nampifanoratra
Ny hoavy : hampifanoratra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20