Teny iditra mampanonja (onja)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay Brasser [2.996]
Ohatra Ny heriny no entiny mampanonja ny ranomasina, ary ny fahendreny no anorotoroany an-dRahaba; [2.996]

Teny iditra mampañonja (onja)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  [Vezo] Faire embarquer [1.68]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05