Teny iditra (1/2) | 1 mampandre |
Fototeny | 2 re |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny anglisy |
4 to announce, to make known to someone [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 faire connaître, faire savoir, apprendre [1.8] |
Ohatra |
6 ka raha tsy mitondra sy tsy mampandre ny Mpifehy dia sazina omby 1 [1.123#] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 mampandre |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
12 (de andry : inaction). Nom donné à des préparations qu'on administre aux boeufs de fosse dans la première phase de leur engraissement. Tranquillisants naturels. Voir mampahy. [Betsileo]
13 Pratiques diverses censées faire dormir en permanence ou rendre apathique une personne qu'on veut contraindre à l'inaction, neutraliser. Voir mampandry. [1.196] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |