|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mampamelovelo |
| Fototeny | 2 velovelo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Ohatra |
4 Misy vetso misoko atopin' ny zava-boahary mampamelovelo ny fanahiny
[2.529#9]
5 Hatramin' ny sakafo gasy anie no nampamelovelo ny fitiavan-tanindrazana! [2.356#160] 6 Hitako eran' ny trano ny mariky ny nandalovan' i Masy, ary mampamelovelo ahy izany [2.471#60] |
| Fikambanana | 7 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mampamelovelo |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|