Teny iditra mampalaza (laza)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  [Vezo] Faire annoncer [1.68]
Ohatra Ny kabary dia karazana lahabolana fahita amin'ny faritra maro eto Madagasikara, ary mampalaza ny Malagasy amin'ny vahiny mihitsy aza izy io. [2.606]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31