Teny iditra mamola-barotra
Singan-teny mamolaka ; varotra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mampitamby ny mpivarotra ny mpividy mba hampihenany ny vidin' ny entana iadiam-barotra, na mampitamby ny mpividy ny mpivarotra mba hanekeny ny vidiny araka ny tiany hivarotana azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To make a seller reduce the price. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Chercher à faire baisser, à réduire le prix [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23