Teny iditra mamokatra (vokatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manome vokatra, miteraka betsaka [1.1]
Ohatra 
1Ny zezika enti-mamokatra. [2.117]
2Antsoina hoe kotra na reraka ny tany tsy mamokatra firy. [2.117]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamokatra
Ny lasa : namokatra
Ny hoavy : hamokatra
Filaza mandidy : mamokara
Kamban-teny 

Teny iditra mamokatra
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka, Tanala] Mamoaka avy any anaty tany [1.78]

Teny iditra mamokatra (fokatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To confess, to acknowledge. Usually applied to persons convicted by the tangena ordeal, who then owned that they were sorcerers, and disclosed what they had done, and where they found their charms, etc. [1.2]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20