Teny iditra fokatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fampisehoana ny tapotsi-maso amin' ny olona tiana hoharabina
Fampisehoana ankarihary ny tao anaty tany, ny lasa
Mitovy hevitra: fongatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Exhibition, extraction, action de tirer de l'oubli, de produire au jour [1.3]
Sampanteny 
 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/28