Teny iditra mamoa-tsampona
Singan-teny mamoaka ; sampona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy (zavatra na olona) miteraka loza sy fahasahiranana tsy ampoizina noho ny fisehoany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/27